Entrée mitsoriaka (tsoriaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
¶ Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
¶ Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
¶ Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
¶ Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsoriaka
nitsoriaka
hitsoriaka
mitsoriaha
Citations 

2010/05/14