Entrée mitsoboka (tsoboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mita, miroboka: Aza mitsoboka amin' io rano io fa misy aretina, hono, ao
Miditra: Tsy hitsoboka foana any an-tranon' olona tsy fantatro aho [1.1]
Exemples nefa ampahafantarina anao mazava tsara fa, na miaramila iray aza mitsoboka ny renirano ka mitady hiampita [2.357]
Morphologie 
Présent : mitsoboka
Passé : nitsoboka
Futur : hitsoboka
Impératif : mitsoboha
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/30