Entrée | 1 mitsitaitaika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tsitaitaika |
Explications en malgache |
4 [1.1] Latsaka tsy misesy fa mielanelana, mitete: Mitsitaitaika izany patrakala izany ka mila ho kotsa ny lambako Maneno kely dia miato indray: Milaza olona maty izany lakolosy mitsitaitaika izany Tonga tsikelikely miandalana: Maika aho ka midina daholo fa aza mitsitaitaika toy izao ianareo |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |