|
|
|
|

Entrée1  mitsirika
Radical  2  tsirika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mizaha mba hijery: Tonga nitsirika an' i Dada teo Rakoto
5  Mandalo mijery: Mitsirika ny marary isan' andro ny Dokotera
6  Manarangarana: Mitsirika anay foana ao an-trano Rasoa [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  misitrika, mitsirika

Mis à jour le 2023/01/20