Entrée mitsiraka (tsiraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsiraka
Passé : nitsiraka
Futur : hitsiraka
Synonymes mitsiratsiraka

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20