|
|
|
|

Entrée1  mitsinkafona
Radical  2  tsinkafona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihevaheva eny ambony rano: Mitsinkafona foana ny lakana raha tsy be loatra ny olona entiny
Misavoana: Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano
Mitranga ho hitan' ny be sy ny maro: Ela ny ela ka nitsinkafona ny fitaka rehetra nataony
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Mis à jour le 2024/12/11