Entrée | mitsingina (tsingina) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | mitsingìna (tsingina) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif mitsingina | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |