|
|
|
|

Entrée1  mitsingidina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsingidina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7  [1.1] Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa
Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra
Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny

Mis à jour le 2025/07/29