Entrée (1/2) | 1 mitsimpona |
Radical | 2 tsimpona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala 5 Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 11 mitsimpòna |
Radical | 12 tsimpona |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif mitsimpona [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 itsimponam, misamponti, mitsimpòna, mitsimpona |
Mis à jour le 2023/08/11 |