Entrée mitsimoka (tsimoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro
Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1]
 Mitsiry [1.13]
Explications en français Bourgeonner, germer [1.13]
Exemples Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mitsimoka
Passé : nitsimoka
Futur : hitsimoka
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20