|
|
|
|

Entrée1  mitsimoka
Radical  2 tsimoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro.
5 Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro. [1.1]
6 mitsiry. [1.13]
Explications en français  7 bourgeonner, germer. [1.13]
Exemples  8  Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka: [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Vocabulaire  12  Botanique: (en général)
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 mamotsiky, 15 mitsimoka

Mis à jour le 2025/11/02