Entrée mitsilopilopy (tsilopilopy)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Tsy mazava tsara; mipendrampendrana: Mitsilopilopy ny jiro fa efa kely sisa ny solika
(Asa na taozavatra) Tsy mandroso, (fiainana) mahantrahantra: Mitsilopilopy ny varony hatramin' izay tsy fisian' ny entam-barotra avy any am-pita izay. / Mitsilopilopy ny fiainany noho ny fahanterany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/05