Entrée |
mitsilo
(tsilo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manazava, manome hazavana: Ny volana fenomanana no nitsilo ny dianay halina ~ Andriamanitra anie hitsilo ny sainao amin' ny fanadinana izay hataonao [1.1]
|
Explications en anglais | To light the way; to look for something with a light [1.7]
|
Explications en français | éclairer; chercher avec une lumière [1.8]
|
Exemples | Izy izay mitsilo lalana ireo mpilanja an-dreniny, nefa toa mitoetra amin' ny haizina ihany indray.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mitsilo |
Passé : |
nitsilo |
Futur : |
hitsilo |
Impératif : |
mitsilova |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|