Entrée (1/2) | 1 mitsikera |
Radical | 2 tsikera |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka 5 Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy 6 Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [1.1] 7 mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [1.13] |
Explications en français |
8 analyser; critiquer [1.13] 9 critiquer [1.5] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mitsikerà |
Radical | 16 tsikera |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mitsikera [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 itsikeram, kemaritsy, marikitse, miretsika, mitsikerà, mitsikera, tsikeraim |
Mis à jour le 2023/01/20 |