Entrée | 1 mitsidika |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tsidika |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.78] [Bara]
mamangy 11 [1.1] Mamangy miserana fotsiny: Nandalo teo andrefan-tranonareo aho ka dia nitsidika Miseho kely na mijery eo am-baravarankely: Nitsidika teo am-baravarana izy nijery ny lalana nalehan' ny zandriny Manomboka (enti-milaza ny andro na ny fizaran-taona): Efa mangatsiaka sahady izy izany, nefa vao mitsidika ny ririnina. 12 [1.78] [Sihanaka] mamangy |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mitsidika |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |