Entrée mitsapaka (tsapaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany
Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona
Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsapaka
Passé : nitsapaka
Futur : hitsapaka
Impératif : mitsapàha

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05