|
|
|
|

Entrée1  mitsako dilana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonymes  4  mitsapodilana
Mots élémentaires  5  mitsako, dilana

Mis à jour le 2023/04/16