Entrée mitsakatsaka (tsakatsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
Miriorio etsy sy eroa [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsakatsaka
Passé : nitsakatsaka
Futur : hitsakatsaka
Impératif : mitsakatsakà

Entrée mitsakatsakà (tsakatsaka)
Partie du discours impératif du verbe actif mitsakatsaka [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20