Entrée mitsabaka (tsabaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe
Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1]
Morphologie 
Présent : mitsabaka
Passé : nitsabaka
Futur : hitsabaka
Impératif : mitsabàha
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/05