Entrée mitroaka (troaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandre maharary eo amin' ny takiba ka tsy avy miaina, voan' ny tevika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitroaka
nitroaka
hitroaka

Mis à jour le 2020/07/31