Entrée mitranitrany (tranitrany)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Lava maranidranitra ohatra ny nify, ny taolana miranirany: Mahia loatra ity zaza ity fa mitranitrany ny taolany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitranitrany
nitranitrany
hitranitrany

Mis à jour le 2020/07/31