|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitotongana
Radical  2  totongana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano
5  Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito
6  Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/2)11  mitotongàna
Radical  12  totongana
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mitotongana [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16  mitotongana, mitotongàna

Mis à jour le 2023/01/20