Entrée | 1 mitoreoreo |
Radical | 2 toreoreo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany [1.1#734] |
Exemples |
5 mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno
[2.470#72]
6 Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |