Entrée | mitoreo (toreo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalaheloizany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |