Entrée mitomboka (tomboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
Explications en français Sceller, apposer un cachet [1.8]
Morphologie 
Présent : mitomboka
Passé : nitomboka
Futur : hitomboka
Impératif : mitomboha

Entrée mitomboka (tomboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
Explications en anglais To stab; to pierce [1.7]
Explications en français Donner un coup de bêche ou de lance [1.8]
Morphologie 
Présent : mitomboka
Passé : nitomboka
Futur : hitomboka
Impératif : mitomboha

Entrée mitomboka (tomboka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]
Morphologie 
Présent : mitomboka
Passé : nitomboka
Futur : hitomboka

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31