Entrée | 1 mitohy |
Radical | 2 tohy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay 5 [1.13] tsy miato |
Explications en français |
6 [1.3#710] Enfiler des perles, de la viande etc. être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) 7 [1.13] continu |
Exemples |
8 Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508#] 9 Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [2.245#] 10 fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [2.69#] |
Morphologie |
|
Analogues | 15 manao ranolava |
Mots composés |
|
Proverbes | 27 Proverbes contenant le mot mitohy |
Illustrations |
|
Mis à jour le 2023/06/24 |