Entrée mitohoka (tohoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
Explications en anglais To be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
Explications en français être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
Exemples Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470]
Morphologie 
Présent : mitohoka
Passé : nitohoka
Futur : hitohoka
Impératif : mitohofa

Mis à jour le 2023/01/20