Entrée mitofendro (tofendro)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitofendro
nitofendro
hitofendro

Mis à jour le 2010/05/14