Entrée mitete (tete)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Milatsaka mitsitaitaika toy ny patrakala: Misy rano mitete ao an' efitra
¶ Misy loaka ka mandefa ny rano hilatsaka mitsitaitaika: Mitete ny tafonay any ambanivohitra. / Mitete ity siny ity fa tsingino [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitete
nitete
hitete
Citations 

2010/05/14