|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitena
Radical  2  tena
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka vaovao io
5  Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin' ny taombaovao [1.1]
Explications en anglais  6  to wear something habitually [1.7]
Explications en français  7  porter le vêtement habituellement [1.8]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)13  mitenà
Radical  14  tena
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mitena [Liste complète]
Explications en malgache  16  [1.1]
Explications en français  17  [1.3]

Anagrammes  18  atenim, itenam, mainte, manety, mañety, menaty, mentia, mitane, mitenà, mitena, natemi, tameny, tenaim

Mis à jour le 2023/08/11