Entrée | 1 mitebiteby |
Radical | 2 tebiteby |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manahy sady matahotra no mitaitay, mihavatravatra: Voalaza fa manatona ny rivodoza: nitebiteby daholo ny iray tanàna 5 Be ahiahy, very hevitra: Tsy tokony hitebiteby ianao raha tsy nanao ratsy tsinona [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be apprehensive, to tremble with foreboding [1.7] |
Explications en français |
7 se troubler, trembler d'inquiétude [1.8] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |