Entrée mitazona (tazona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1]
Explications en français Maintenir [1.13]
Morphologie 
Présent : mitazona
Passé : nitazona
Futur : hitazona
Impératif : mitazòna

Entrée mitazòna (tazona)
Partie du discours impératif du verbe actif mitazona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20