Entrée | 1 mitavy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Tambahoaka]
manao tavy na tanimbary ala 4 [1.78] [Taisaka] mikapa ala hambolem-bary 5 [1.78] [Bara] mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy 6 [1.78] [Tanala] mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) 7 [1.13] mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka |
Explications en français |
8 [1.13] défricher |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 mitavy, tiavim, vitaim |
Mis à jour le 2020/07/31 |