|
|
|
|

Entrée1  mitarozaka
Radical  2  tarozaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io
Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany
Explications en anglais  5  [1.2] to hang down, to hangout
Explications en français  6  [1.3] être long, fluet et pendant, pendiller
être redit sans cesse, durer longtemps
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Autres orthographes  10  mitarozika

Anagrammes  11  mikaozatra, mitarazoka, mitarozaka

Mis à jour le 2023/01/20