Entrée | mitapitapy (tapitapy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Tonga miatoato, tsy indray migorodana fa tsirairay ary misy elanelany ny eo aloha sy ny ao afara: Mitapitapy ny fiavin' ny orana tato ho ato [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |