|
|
|
|

Entrée1  mitapatapaka ahitra
Mots élémentaires  2 mitapatapaka, 3 ahitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 miara-midinidinika momba ny zavatra iray [1.1]
Explications en anglais  6 to discuss something [1.7]
Explications en français  7 discuter, examiner en détail [1.8]
Exemples  8  ka dia miondrika hila hevitra amin' izy rehetra, hiara-kitapatapaka ahitra sy hitoritory ravina. [2.298]
9  Tonga eo amin' ny kihon-dàlan' ny fiainako aho, ka ataoko fa hanan-tsiny amin' ise raha tsy midinidinika sy mitapatapaka ahitra. [2.5]

Mis à jour le 2025/09/12