Entrée mitanjozotra (tanjozotra (zojotra (zotra)))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra [1.1]
Explications en français Se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption) [1.3]
Exemples 
1Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe [2.69]
2Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324]

Mis à jour le 2023/02/18