|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitangorona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tangorona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona
Explications en anglais  9  [1.7] to surround, to encircle
Explications en français  10  [1.3#672, 1.8] se réunir tout autour
11  [1.3#672] être réunis, groupés
12  [1.8] encercler; s'attrouper
Exemples  13  [2.356#] mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino.
14  [1.437#] Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina.
15  [2.508#] mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany.
Analogues  16  mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo

Entrée (2/2)17  mitangoròna
Partie du discours  18  impératif du verbe actif mitangorona [Liste complète]
Radical  19  tangorona
Explications en malgache  20  [1.1]
Explications en français  21  [1.3#672]

Anagrammes  22  itangoronam, mitangorona, mitangoròna

Mis à jour le 2025/08/10