Entrée mitango (tango)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo
¶ Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] mioty, mitsongo [Rakotosaona 1972]
Morphologie 
mitango
nitango
hitango
mitangosa
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2010/05/14