Entrée | 1 mitandavana |
Radical | 2 tandavana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an-tsena ka hatreny an-tsekoly ny mpianatra. / Irỳ tendrombohitra tomandavana -- Soa malomaloka mavamavana... " (Ny Avana) |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 tomandavana |
Mis à jour le 2024/12/11 |