Entrée mitanatana (tanatana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misokatra tanteraka (filaza amin' ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitanatana
nitanatana
hitanatana
Citations 

Mis à jour le 2010/05/14