| Entrée | 1 mitambitamby |
| Radical | 2 tambitamby |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 to curry favour, to caress, to ingratiate oneself.
[1.2] |
| Explications en français |
6 se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces.
[1.3] |
| Exemples |
7 Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|