Entrée | 1 mitambaby |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 tambaby |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.1] Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana |
Explications en anglais |
8 [1.2] to lean on a block of wood, to lie on a wall. |
Exemples |
9 [2.470] Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |