|
|
|
|

Entrée1  mitahiry an-karon-doa-body
Mots élémentaires  2  mitahiry, haron-doa-body
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa
Explications en français  5  [2.415#2354] Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens

Mis à jour le 2023/11/20