|
|
|
|

Entrée1  mitafotafo
Radical  2 tafotafo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Feno hatramin' ny molony
5 Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Explications en anglais  6 to be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Explications en français  7 être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Exemples  8  Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Anagrammes  9 mifotafota, mifotafotà, mitafotafo, 10 mitofatofa

Mis à jour le 2025/12/13