Entrée mitafo (tafo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy tafo: Hitanao ve ilay trano avara-dalana mbola tsy mitafo io? ~ Trano mitafo vifotsy [1.1]
Explications en anglais To be roofed [1.7]
Explications en français être couvert d'un toit [1.8]
Exemples 
1Tranoheva iray lehibe mitafo bozaka kosa, no eo atsimon-trano manaraka ny halavan' ny rindrina. [2.470]
2Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy [2.472]
Morphologie 
Présent : mitafo
Passé : nitafo
Futur : hitafo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20