Entrée (1/2) | 1 mitady |
Radical | 2 tady |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina |
Explications en anglais |
5 [1.7] to seek, to look for |
Explications en français |
6 [1.8] chercher |
Exemples |
7 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany. [2.470#] 8 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#] |
Morphologie |
|
Synonymes | 13 mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot mitady |
Entrée (2/2) | 20 mitady |
Radical | 21 tady |
Partie du discours | 22 adjectif |
Explications en malgache |
23 [1.1] vita tady |
Explications en anglais |
24 [1.2] twisted |
Anagrammes | 25 aditim, dimaty, ditiam, madity, mitady |
Mis à jour le 2023/06/18 |