Entrée | 1 mitadidy |
Radical | 2 tadidy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mitantara, mahatsiaro [Taisaka]
[1.78] 5 Manao izay hahatsiarovana zavatra na olona: Noarahabaiko izy, nefa tsy namaly ny arahabako, fa mbola nitadidy ny anarako [1.1] |
Explications en anglais |
6 to remember, to recollect, to keep in the memory. [1.2] 7 to remember, to recollect [1.7] |
Explications en français |
8 se souvenir, se rappeler [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 didy maty, mitadidy |
Mis à jour le 2022/09/14 |