Entrée misosoka (sosoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
Explications en anglais To be mended or darned; to intrude into things [1.7]
Explications en français être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
Morphologie 
Présent : misosoka
Passé : nisosoka
Futur : hisosoka
Impératif : misosoha
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20