Entrée (1/2) | 1 misompirana |
Radical | 2 sompirana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Tsy mahitsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana 5 Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba 6 Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra 7 Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono [1.1] |
Explications en anglais |
8 to be oblique, to be bevelled [1.7] |
Explications en français |
9 être en biais, être placé obliquement [1.8] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 tailana, mibirioka, mivaona, mivilana |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 16 misompiràna |
Radical | 17 sompirana |
Partie du discours | 18 impératif du verbe actif misompirana [Liste complète] |
Explications en malgache |
19 [1.1] |
Explications en français |
20 [1.3] |
Anagrammes | 21 isompiranam, misompiràna, misompirana |
Mis à jour le 2024/09/02 |